1 Mpanjaka 5:11 MG1865

11 Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak'i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin'ny firenena rehetra manodidina.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 5

Jereo 1 Mpanjaka 5:11 amin'ny teny manodidina.