16 Ary ny roa-polo hakiho hatreo amin'ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera hatramin'ny vodirindrina ka hatramin'ny loha-rindrina, ary nataony ho efitra anatiny izany, dia ny fitoerana masina indrindra.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6
Jereo 1 Mpanjaka 6:16 amin'ny teny manodidina.