18 Ary ny sedera amin'ny ati-trano dia nosoratany nasiany sarin'ny voantango sy voninkazo mivelatra; sedera avokoa izy, ka tsy nisy vato niseho.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6
Jereo 1 Mpanjaka 6:18 amin'ny teny manodidina.