1 Mpanjaka 6:27 MG1865

27 Ary ny kerobima nataony tao afovoan'ny trano anatiny; ary ny elany nataony mivelatra, ka ny ilany samy nipaka tamin'ny rindrina avy, ary ny ilany nifanendry teo afovoan'ny trano.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:27 amin'ny teny manodidina.