1 Mpanjaka 6:3 MG1865

3 Ary ny lavarangana fidirana teo anoloan'ny ati-trano lehibe, dia roa-polo hakiho ny lavany mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary folo akiho ny habeny teo anoloan'ny trano ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:3 amin'ny teny manodidina.