1 Mpanjaka 6:33 MG1865

33 Dia toy izany koa ny varavarana mankao amin'ny ati-trano lehibe, dia nasiany tolam-baravarana hazo oliva mahafeno ny ampahefatry ny sahan-trano.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:33 amin'ny teny manodidina.