1 Mpanjaka 6:36 MG1865

36 Ary nanao ny kianja tao anatiny tamin'ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:36 amin'ny teny manodidina.