1 Mpanjaka 6:8 MG1865

8 Ny varavarana mankao amin'ny efi-trano an-tenatenany dia teo amin'ny ilany ankavanan'ny trano; ary tohatra miolikolika no niakarany ho ao amin'ny efi-trano an-tenatenany, ary avy tao amin'ny an-tenatenany indray no niakarany ho ao amin'ny fahatelony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 6

Jereo 1 Mpanjaka 6:8 amin'ny teny manodidina.