1 Mpanjaka 7:14 MG1865

14 Zanaky ny vehivavy mpitondra-tena tamin'ny firenen'i Naftaly izy, nefa rainy dia lehilahy Tyriana, mpiasa varahina; feno fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana izy hahavitany ny asa varahina rehetra. Dia tonga tao amin'i Solomona mpanjaka Hirama ka nanao izay asa rehetra tao aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:14 amin'ny teny manodidina.