1 Mpanjaka 7:22 MG1865

22 Ary nisy natao mitarehim-boninkazo lilia teo an-tampon'ny andry. Toy izany no nahavitany ny asa tamin'ny andry.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:22 amin'ny teny manodidina.