1 Mpanjaka 7:29 MG1865

29 ary tamin'ny kobany izay nohodidinin'ny sisiny dia nisy sarin-diona sy omby ary kerobima; ary teo ambonin'ny sisiny koa nisy faladiany; ary teo ambanin'ny sarin-diona sy omby nisy fesitona mihantona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:29 amin'ny teny manodidina.