1 Mpanjaka 7:33 MG1865

33 Ary ny fomban'ny kodia dia tahaka ny amin'ny kodian-kalesy: ny tànany sy ny boriboriny manodidina azy sy ny tanamasoandrony ary ny foitrany dia nataony an-idina avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:33 amin'ny teny manodidina.