1 Mpanjaka 7:49 MG1865

49 ary ny fanaovan-jiro, dimy amin'ny ankavanana ary dimy amin'ny ankavia, teo anoloan'ny efitra anatiny, dia samy volamena tsara; ary ny voniny sy ny lela fanaovan-jiro ary ny hetin-jiro dia volamena koa;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:49 amin'ny teny manodidina.