1 Mpanjaka 7:6 MG1865

6 Ary dia nataony koa ny lavarangana maro andry; dimam-polo hakiho ny lavany, ary telo-polo hakiho ny sakany; nisy koa ny lavarangana fidirana teo anoloany; ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan'io.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:6 amin'ny teny manodidina.