1 Mpanjaka 8:56 MG1865

56 Isaorana anie Jehovah, izay nanome fitsaharana ho an'ny Isiraely olony araka izay rehetra nolazainy; tsy misy latsaka na dia teny iray aza tamin'izay teny soa rehetra nampilazainy an'i Mosesy mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:56 amin'ny teny manodidina.