6 Ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah dia nampidirin'ny mpisorona ho ao amin'ny fitoerany tao anatin'ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin'ny elatry ny kerobima,
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8
Jereo 1 Mpanjaka 8:6 amin'ny teny manodidina.