9 Ary tsy nisy na inona na inona tao anatin'ny fiara afa-tsy ny vato fisaka roa, izay nataon'i Mosesy tao anatiny tany Horeba, fony Jehovah nanao fanekena tamin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8
Jereo 1 Mpanjaka 8:9 amin'ny teny manodidina.