1 Mpanjaka 9:8 MG1865

8 ary na dia avo aza ity trano ity, dia mbola hitalanjonan'izay rehetra mandalo izy sady hisitrisirany ka hanaovany hoe: Naninona re no dia nataon'i Jehovah toy izao ity tany sy ity trano ity?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 9

Jereo 1 Mpanjaka 9:8 amin'ny teny manodidina.