15 Dia namaly Hana ka nanao hoe: Tsia, tompoko; vehivavy malahelo fanahy aho, fa tsy nisotro divay na toaka tsy akory, fa mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan'i Jehovah aho.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1
Jereo 1 Samoela 1:15 amin'ny teny manodidina.