1 Samoela 1:2 MG1865

2 Ary namporafy izy, Hana no anaran'ny vadiny anankiray, ary Penina no anaran'ny anankiray; ary Penina nanan-janaka, fa Hana kosa tsy mba nanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:2 amin'ny teny manodidina.