1 Samoela 10:19 MG1865

19 Nefa ianareo kosa efa nandà an'Andriamanitrareo androany, Izay mamonjy anareo amin'ny zavatra manjo anareo sy ny fahorianareo rehetra; fa hoy ianareo taminy: Tsia, fa manendre mpanjaka ho anay. Koa ankehitriny, mijanòna eo anatrehan'i Jehovah araka ny firenenareo sy ny arivonareo avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:19 amin'ny teny manodidina.