1 Samoela 10:18 MG1865

18 ka nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nitondra ny Isiraely niakatra avy tany Egypta ka namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy tamin'ny tanan'ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:18 amin'ny teny manodidina.