1 Samoela 10:21 MG1865

21 Dia nampanatona ny firenen'i Benjamina araka ny fokony avy izy, ary ny fokon'ny Matrita no voafidy. Dia voafidy Saoly, zanak'i Kisy; ary raha nitady azy ny olona, dia tsy nahita azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:21 amin'ny teny manodidina.