1 Samoela 10:22 MG1865

22 Dia nanontany tamin'i Jehovah indray ny olona, na mba efa tonga ao ralehilahy, na tsia. Ary hoy Jehovah: Indro, miery ao amin'ny entana izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:22 amin'ny teny manodidina.