23 Dia nihazakazaka ny olona ka naka azy tao; ary rehefa nitsangana teo afovoan'ny olona izy, dia nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin'ny sorony no ho miakatra ny halavany.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10
Jereo 1 Samoela 10:23 amin'ny teny manodidina.