1 Samoela 10:24 MG1865

24 Ary hoy Samoela tamin'ny vahoaka rehetra: Hitanareo va izay nofidin'i Jehovah, fa tsy misy tahaka azy eo amin'ny vahoaka rehetra? Dia nihoby ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:24 amin'ny teny manodidina.