1 Samoela 10:25 MG1865

25 Ary Samoela nilaza tamin'ny olona izay mety ho fitondrana ny fanjakana, dia nosoratany tamin'ny taratasy izany ka napetrany teo anatrehan'i Jehovah. Ary ny vahoaka rehetra samy nampodin'i Samoela ho any an-tranony avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:25 amin'ny teny manodidina.