1 Samoela 10:8 MG1865

8 Ary ianao hidina eo alohako ho any Gilgala, ary indro aho hidina ho any aminao mba hanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; ka hafitoana no hitoeranao mandra-pahatongako aminao, dia holazaiko aminao izay hataonao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:8 amin'ny teny manodidina.