9 Ary raha vao nihodina niala tamin'i Samoela izy, dia nomen'Andriamanitra fo vaovao; ary tonga avokoa androtrizay ihany ireo famantarana rehetra ireo.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10
Jereo 1 Samoela 10:9 amin'ny teny manodidina.