1 Samoela 11:10 MG1865

10 Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo, dia hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:10 amin'ny teny manodidina.