1 Samoela 11:9 MG1865

9 Ary hoy izy tamin'ny iraka izay tonga teo: Izao no holazainareo amin'ny mponina ao Jabesi-gileada: Rahampitso ilay efa mafampana iny dia hisy famonjena ho anareo. Dia tonga ny iraka ka nanambara izany tamin'ny mponina tao Jabesy; ka dia faly ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:9 amin'ny teny manodidina.