1 Samoela 11:8 MG1865

8 Ary nandamina azy tany Bezeka izy, dia telo hetsy no isan'ny Zanak'Isiraely, ary telo alina no isan'ny lehilahy amin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:8 amin'ny teny manodidina.