1 Samoela 12:12 MG1865

12 Kanjo nony hitanareo fa avy hiady taminareo Nahasy, mpanjakan'ny Amonita, dia hoy ianareo tamiko: Tsia, fa aoka hisy mpanjaka hanjaka aminay; kanefa Jehovah Andriamanitrareo no mpanjakanareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:12 amin'ny teny manodidina.