1 Samoela 12:13 MG1865

13 Koa ankehitriny, indro ny mpanjaka izay nofidinareo sy nangatahinareo; ary indro fa Jehovah nanome mpanjaka hanjaka aminareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:13 amin'ny teny manodidina.