14 Enga anie ka hatahotra an'i Jehovah sy hanompo Azy ary hihaino ny feony ka tsy handà ny didiny ianareo, fa samy hanaraka an'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjaka izay manjaka aminareo.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12
Jereo 1 Samoela 12:14 amin'ny teny manodidina.