1 Samoela 12:20 MG1865

20 Ary hoy Samoela tamin'ny vahoaka: Aza matahotra; efa nanao izany ratsy rehetra izany tokoa ianareo; kanefa aza mivily tsy hanaraka an'i Jehovah; fa manompoa Azy amin'ny fonareo rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:20 amin'ny teny manodidina.