1 Samoela 12:5 MG1865

5 Dia hoy Samoela taminy: Vavolombelona aminareo anio Jehovah, ary vavolombelona koa ny voahosony, fa tsy nisy zavatra hitanareo teo an-tanako na inona na inona. Dia hoy ireo: Eny, vavolombelona Izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:5 amin'ny teny manodidina.