1 Samoela 12:6 MG1865

6 Ary hoy Samoela tamin'ny olona: Jehovah no nanendry an'i Mosesy sy Arona, ary nitondra ny razanareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:6 amin'ny teny manodidina.