1 Samoela 12:7 MG1865

7 Koa ankehitriny avia ianareo, fa hifandahatra aminareo eto anatrehan'i Jehovah aho ny amin'ny asa marina rehetra izay nataon'i Jehovah taminareo sy ny razanareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:7 amin'ny teny manodidina.