1 Samoela 13:13 MG1865

13 Ary hoy Samoela tamin'i Saoly: Nanao adala ianao; tsy nitandrina ny didin'i Jehovah Andriamanitrao izay nandidiany anao ianao; fa raha tsy izany, ankehitriny Jehovah dia ho nampitoetra ny fanjakanao amin'ny Isiraely ho mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:13 amin'ny teny manodidina.