1 Samoela 13:14 MG1865

14 Koa izao dia tsy haharitra ny fanjakanao; Jehovah efa nitady lehilahy ho Azy araka ny fony, ary izay no voatendrin'i Jehovah ho mpanapaka ny olony, satria tsy nitandrina izay nandidian'i Jehovah anao ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:14 amin'ny teny manodidina.