1 Samoela 13:15 MG1865

15 Dia niainga Samoela ka niala tany Gilgala hankany Gibean'ny Benjamina. Ary Saoly nandamina ny olona izay teo aminy, dia tokony ho enin-jato lahy reny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:15 amin'ny teny manodidina.