1 Samoela 14:10 MG1865

10 Fa raha hoy kosa izy: Miakara etỳ aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tanantsika izy; ary izany no ho famantarana ho antsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:10 amin'ny teny manodidina.