1 Samoela 14:9 MG1865

9 Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin'izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:9 amin'ny teny manodidina.