1 Samoela 14:23 MG1865

23 Ary Jehovah namonjy ny Isiraely tamin'izany andro izany; ary tafahoatra any Betavena ny ady.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:23 amin'ny teny manodidina.