1 Samoela 14:24 MG1865

24 Ary ory ny lehilahy amin'ny Isiraely tamin'izany andro izany, nefa Saoly efa nampianiana ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio tontolo andro mandra-pamaliko ny fahavaloko. Dia tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:24 amin'ny teny manodidina.