26 Ary rehefa tonga teo anaty ala ny olona, indro, nisy tantely nitsororoka; fa tsy nisy olona sahy nanainga ny tànany ho amin'ny vavany, fa natahotra ny fianianana izy.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14
Jereo 1 Samoela 14:26 amin'ny teny manodidina.