27 Fa Jonatana kosa tsy nandre ny nampianianan-drainy ny olona; koa dia narosony ny loha-tehiny teny an-tànany ka natsobony teo amin'ny tantely, ary nataony teo am-bavany ny tànany, ka dia nazava ny masony.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14
Jereo 1 Samoela 14:27 amin'ny teny manodidina.