1 Samoela 14:28 MG1865

28 Ary nisy olona anankiray niteny taminy ka nanao hoe: Rainao anie ka efa nampianiana mafy ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio; ka efa reraka ny olona.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:28 amin'ny teny manodidina.