29 Dia hoy Jonatana: Ikaky efa nampiditra loza tamin'ny tany; koa jereo, masìna ianareo, he! izato fahazavan'ny masoko tamin'ilay nanandramako kely tamin'ity tantely ity.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14
Jereo 1 Samoela 14:29 amin'ny teny manodidina.